Amin’ny anaran’i Jesoa no hiarahabana anareo ry havana.
Toy izao no ataon’ny Tompo amin’ny olom-boafidiny:
« Ary izay notendreny no nantsoiny koa; ary izay nantsoiny no nohamarininy koa; ary izay nohamarininy no nomeny voninahitra koa » (Rom 8,30)
Izany ny fitiavany anao, koa derao mandrakariva Izy. Amen.
Ny Mpitandrina