Amin’ny anaran’i Jesoa Mpamonjy antsika no hiarahabana anareo, amin’izao herinandro vaovao izao.
Hoy ny mpaminany Isaia:
« Raha tsy Jehovah, Tompon’ny maro, no namela taranaka ho antsika, dia efa tonga tahaka an’i Sodoma sy tonga tahaka an’i Gomora isika » (Rom 9,29)
Andao hisaotra ny Tompo isika fa nofidiny ka mbola velona ary nomeny ankohonana sy taranaka mifandimby.
Tahin’ny Tompo
Ny Mpitandrina