Salamo 104:1

Finaritra.
Andeha hiaraka hidera ny Tompo isika noho ny halehiben’ny voninahiny manao hoe:
« Misaora an’i Jehovah ry fanahiko, Jehovah Andriamanitro ô, lehibe indrindra Ianao; famirapiratana sy voninahitra ny fitafinao » (Sal 104,1)
Amen.
Ny Mpitandrina