Arabaina isika fa nomen’ny Tompo volana vaovao dia volana Septambra.
Handeha hidera ny Tompo isika manao hoe:
« Haleloia. Miderà, ianareo mpanompon’i Jehovah. Isaorana anie ny anaran’i Jehovah hatramin’izao ka ho mandrakizay. » (Sal 113,1-2)
Manonona ny fiadanan’i Jesoa mba ho aminareo mandrakariva. Amen.
Ny Mpitandrina