Faly miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Amin’izao herinandro vaovao izao, dia hiaraka isika miorina amin’ny finoana ka hanao hoe;
« Ato am-poko no iraketako ny teninao, mba tsy hanotako aminao » (Sal 119,11)
Amen.
Ny Mpitandrina