Salamo 119:137

Finaritra.
Amin’izao fandinihantsika ny momba ny didin’ Andriamanitra izao, dia tsara raha isika tsirairay avy mihitsy no samy mivavaka manao hoe:
« Marina Ianao, Jehovah ô, ary mahitsy ny fitsipikao » (Sal 119,137)
Mahereza amin’ny fankatoavana ny didin’ny Tompo. Amen.
Ny Mpitandrina