Amin’ny anaran’i Jesoa no hiarahabana anareo ry havana.
Raha miresaka mikasika ny fiderana ny Tompo isika, dia mba manao ahoana ny fahitanao an’ity:
« Impito isan’andro no iderako Anao noho ny fitsipikao marina » (Sal 119,164)
Ary ny anao mba impiry?
Manonona ny fiadanan’i Jesoa ho aminao. Amen.
Ny Mpitandrina