Salamo 119:45

Faly miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Milamina ny fiainan’ny olona miara-mandeha amin’ny Tompo, ary mivelona araka ny Teniny. Hoy izy:
« Ary handeha amin’ny malalaka aho (je marcherai à l’aise), fa ny didinao no tadiaviko » (Sal 119,45)
Mirary herinandro finaritra ho anareo.
Ny Mpitandrina