Faly miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Hosainintsika anio ny tenin’ny Mpanao Salamo manao hoe:
« Raha tsy ny lalànao no niravoravoako, dia maty tamin’ny fahoriako aho.
Tsy hohadinoiko mandrakizay ny didinao ; fa ireny no amelomanao ahy » (Sal 119,92-93)
Amen.
Ny Mpitandrina