Miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Hidera ny Tompo isika manao hoe:
« Jehovah dia eo akaikin’izay rehetra miantso Azy, dia izay rehetra miantso Azy marina tokoa.
Hanefa ny irin’izay matahotra Azy Izy ary hihaino ny fitarainany ka hamonjy azy »
Ho taona handraisanao valim-bavaka lehibe anie ity taona ity. Amen.
Ny Mpitandrina