Salamo 23:23

Faly hatrany izahay ny miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Handeha hidera sy hanome voninahitra ny Tompo isika izay matahotra Azy, araka ny teniny manao hoe:
« Ianareo izay matahotra an’i Jehovah, miderà Azy; ry taranak’i Jakoba rehetra, manomeza voninahitra Azy; ary matahora Azy, ry zanak’Israely rehetra » (Sal 23,23) Amen.
Ny Mpitandrina