Miarahaba amin’ny anaran’i Jesoa.
Miditra ao anatin’ny fifehezan-tena kristiana isika ao anatin’izao karemy izao.
Hoy ny didin’ny Tompo amintsika:
« Halaviro ny ratsy, ka manaova soa; mitadiava fihavanana, ka araho izany » (Sal 34,14)
Mahereza hatrany. Amen.
Ny Mpitandrina