Miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Mampiorina antsika tsy ho lavo amin’izao fiainana izao ny didin’ Andriamanitra satria:
« Ny lalàn’ Andriamaniny no ao am-pony; tsy mba ho solafaka ny diany » (Sal 37,31)
Amen.
Ny Mpitandrina