Miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Handeha isika vonona ny hanamasina ny tenantsika, hiaraka hanao an’izao tonom-bavaka izao:
« Amoròny fo Madio aho, Andriamanitra ô, ary havaozy hiorina marina ny fanahiko ato anatiko » (Sal 51,10)
AMEN.
Ny Mpitandrina