Salamo 66:16

Miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Hoy ny mpanao Salamo:
« Avia, mivainoa ianareo rehetra izay matahotra an’ Andriamanitra, fa holazaiko izay nataony ho an’ny fanahiko » (Sal 66,16)
Endrika iray amin’ny fitoriana atao amin’ny hafa koa izany.
Mahereza sy mazotoa. Amen.
Ny Mpitandrina