Salamo 66:20

Miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Anio dia hiaraka hisaotra ny Tompo isika tamin’izay rehetra valim-bavaka nomeny:
« Isaorana anie Andriamanitra, Izay tsy nandà ny fivavako, na nanaisotra ny famindrampony tamiko »(Sal 66,20)
Mirary soa ho anareo ry havana.
Ny Mpitandrina