Salamo 86:11

11Ampianaro ny làlanao aho, Jehovah ô,

Dia handeha amin’ny fahamarinanao aho;

Ampiraiso ny foko hatahotra ny anaranao.

Salamo 86:11