Seho Noely 2023*

Natao ny 25 Desambra ny seho ny Sekoly Alahady Fkma , natolotry ny sampana ho an’ny fiangonana ary nandraisan’ny ankizy anjara. Nahitana Dihy, hira, tantara  an-tsehatra, ireo fampisehoana nataon’izy ireo. Nahafinaritra ary faly avokoa izy ireo nandritra ny fankalazana ny fety.
Ny sampana dia misaotra ny mpino rehetra nanatrika, ny ray amandreny tsy nikely aina nitondra ireo mpianatra nanao fanomanana , ireo mpianatra izay tena nazoto tokoa, ary ireo mpampianatra tamin’ny nanantanterahana izany.

Ho an’Andrimanitra irery ihany ny Voninahitra.