7Na dia ny ony maro aza tsy mahavono ny afon’ny fitiavana, ary ny renirano tsy mahapaoka azy;
Na dia misy olona manome ny fananany rehetra ao an-tranony aza hamidy fitiavana,
Dia hatao tsinontsinona izy.
Tonon-kiran’i Solomona 8:7