Toriteny 03/03/2024

Manonona ny fahasoavan’i Jesoa ho aminareo ry havana.
« Manorina ny fanekeny ny Tompo » izany no lohahevitry ny volana Martsa.
Ny hakana ny toriteny rahampitso dia ny Heb 8,10 manao hoe:
« Fa izao no fanekena hataoko amin’ny taranak’ Israely, rehefa afaka izany andro izany, hoy Jehovah; dia hataoko ao an-tsainy ny lalàko, sady hosoratako ao am-pony, ary Izaho ho Andriamaniny ary Izy ho oloko »
Fiadanana.
Ny Mpitandrina