Miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
« Lehibe ny voninahitr’ Andriamanitra » no lohahevitry ny volana Janoary 2024. Noho izany dia ny Apo 21,23 ny teny hotorina rahampitso Alahady 07/01/2024; manao hoe:
« Ary ny tanàna tsy mba mila ny masoandro na ny volana hamirapiratra aminy; fa ny voninahitr’ Andriamanitra no nanazava azy, ary ny Zanak’ondry no fanazavana azy »
Samia tahin’ Andriamanitra. Amen.
Ny Mpitandrina