Toriteny 07/04/2024

Miarahaba ny mpino rehetra amin’ny anaran’i Jesoa.
« Manazava ny mpino ny Tompo » izany no lohahevitra volana Aprily.
Ny teny hotorina rahampitso Alahady 07/04/2024 dia ny Eks 13,17 manao hoe:
« Ary rehefa nalefan’i Farao ny olona, dia tsy mba nentin’ Andriamanitra tamin’ny làlana nankany amin’ny tanin’ny Filistina izy, na dia akaiky aza izany; fa hoy Andriamanitra: Andrao hanenina ny olona, raha mahita ady, ka hiverina any Egypta »
Sami tahin’ Andriamanitra. Amen.
Ny Mpitandrina