Finaritra.
Ny tsianjerintsika Novambra no hakana ny toriteny rahampitso Alahady 12/11/2023; manao hoe:
« Injany! misy feon’ny miantso mafy any an’efitra hoe:
Amboary ny làlan’i Jehovah, ataovy mahitsy ny làlan-kalehany » (Lio 3,4b)
Fiadanana.
Ny Mpitandrina

FKMA Ofisialy
Toriteny sy tahirim-peo eto amin’ny Fiangonana Kristiana Malagasy eto Abidjan (FKMA). Tsidiho ny rohy https://fkma.ci
Toriteny 12 Novambra 2023
Mpitandrina RAKOTONIAINA
