Toriteny 14/04/2024

Arabaina amin’ny anaran’i Jesoa.
Alahadin’ny Vehivavy Dorkasy rahampitso 14/04/2024. Ny teny hotorina dia:
« Ny vehivavy anti-panahy koa anaro hitondra tena toy izay miendrika ny olona masina, tsy ho mpanendrikendrika, tsy ho andevozin’ny divay be, ho mpampianatra ny zavatra tsara » (Tit 2,3).
Fiadanana.
Ny Mpitandrina