Toriteny 15 Septambra 2024

Faly miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
« Miorina amin’ny finoana ny mpino ». Ny teny hotorina rahampitso izay mifanaraka amin’izany dia ny Gen 35,1-7, ka ny and 4: « Dia natolony teo amin’i Jakoba ny andriamani-kafa rehetra izay notanany sy ny kavina izay teny an-tsofiny; ary dia nalevin’i Jakoba teo am-pototry ny hazo terabinta izay teo akaikin’i Sekema ireo »
Tongava hiaraka mivavaka.
Tahin’ny Tompo.
Ny Mpitandrina