Faly miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Ny Mat 5,16 no hakana ny toriteny rahampitso Alahady 17/12/2023 manao hoe:
« Aoka hazava eo imason’ny olona toy izany koa ny fahazavanareo, mba hahitany ny asa soa ataonareo ka hakalazany ny Rainareo Izay any an-danitra »
Ankalazao ny Mpamonjy. Amen.
Ny Mpitandrina

FKMA Ofisialy
Toriteny sy tahirim-peo eto amin’ny Fiangonana Kristiana Malagasy eto Abidjan (FKMA). Tsidiho ny rohy https://fkma.ci
Mofonaina 17 Desambra 2025
Ny fototry ny fanantenana kristiana (1Pet 1,3)

16/12/2025
17/12/2024
17/12/2023
Search Results placeholder