
FKMA Ofisialy
Toriteny sy tahirim-peo eto amin’ny Fiangonana Kristiana Malagasy eto Abidjan (FKMA). Tsidiho ny rohy https://fkma.ci
Toriteny 21 Aprily 2024
Mpitandrina RAKOTONIAINA

Finaritra.
« Manazava ny mpino ny Tompo ». Ny tenin’ Andriamanitra hotorina rahampitso dia ny Lio 11,36:
« Ary amin’izany, raha mazava ny tenanao rehetra, ka tsy misy maizina, dia hazava avokoa izy rehetra, tahaka ny jiro mirehitra tsara ka manazava anao »
Fiadanana.
Ny Mpitandrina