
FKMA Ofisialy
Toriteny sy tahirim-peo eto amin’ny Fiangonana Kristiana Malagasy eto Abidjan (FKMA). Tsidiho ny rohy https://fkma.ci
Toriteny 23 jona 2024 | Fotoam-pivavahana iraisam-pinoana
Mpitandrina RAKOTONIAINA

Faly miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Alahady hiarahana mivavaka amin’ny rahavavy katolika rahampitso, noho ny fahatongavan’ny fetim-pirenena, ka ny hotorina amin’izany dia:
Hoy i Jesoa:
« Andriamanitra dia Fanahy; ary izay mivavaka aminy tsy maintsy mivavaka amin’ny fanahy sy ny fahamarinana » (Jao 4,24)
Tongava maro.
Ny Mpitandrina
