Finaritra.
Hoy i Jesoa:
« Ary amin’ny ampanenoana mafy ny trompetra dia haniraka ny anjeliny Izy, ary hangonin’ireo ny olo-boafidy avy amin’ny vazan-tany efatra hatramin’ny faravodilanitra rehetra » (Mat 24,31).
Izany no hotorina amintsika rahampitso 05/11/2023 amin’izao hoe « Tsenao amin’ny fiaviany ny Tompo » izao
Tahin’i Jesoa ianareo.
Ny Mpitandrina