Ho aminareo hatrany anie ny fahasoavan’i Jesoa Kristy Tompontsika.
« Andriamanitra miasa ny Fanahy Masina » ka maniraka antsika mba « hizaha toetra ny fanahy na avy amin’ Andriamanitra ireny na tsia » (1Jao 4,1)
Izany no hotorina amintsika indray, rahampitso Alahady 07/05/2023. Mivavaka ho anao mba ho afaka hivavaka sy hiaraka handray ny Fanasan’ny Tompo.
Samia hotahin’ny Tompo. Amen.
Ny Mpitandrina

FKMA Ofisialy
Toriteny sy tahirim-peo eto amin’ny Fiangonana Kristiana Malagasy eto Abidjan (FKMA). Tsidiho ny rohy https://fkma.ci
Toriteny 07 Aprily 2023 | Zoma Masina
Zoma Masina 2023
