Miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
ANDRIAMANITRA MIASA NY FANAHY MASINA. Noho izany dia ny Tsianjery amin’ity volana ity no hotorina rahampitso Alahady 21/05/2023: Lio 12,11-12.
Mirary faran’ny herinandro mahafinaritra ho anao, miaraka amin’i Jesoa. Amen.
Ny Mpitandrina

FKMA Ofisialy
Toriteny sy tahirim-peo eto amin’ny Fiangonana Kristiana Malagasy eto Abidjan (FKMA). Tsidiho ny rohy https://fkma.ci
Toriteny 21 Mey 2023
Mpitandrina Rakotoniaina
