Toriteny 25/02/2024

Miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Hoy Izy:
« Koa foana ny ivavahan’ireo amiko, raha mampianatra ny didin’olombelona ho fampianarana izy » (Mat 15,9)
Io no torina amintsika amin’izao Alahady faharoa amin’ny karemy izao (25/02/2024) no sady famaranana ny lohahevitra mikasika ny didin’ Andriamanitra ary Alahadin’ny STS.
Tahin’ny Tompo.
Ny Mpitandrina