Vaovaom-piangonana 07/01/2024

SAMPANA SY ASA:

Sekoly Alahady: Manomboka ny fianarana ny Alahady 14/01 aorian’ny Fanompoam-pivavahana.

Sampana Vehivavy: mivory eny an-tokantranon’i Tatie Laetitia, Cocody ny sabotsy 13/01 amin’ny 3h30 tolakandro,

Antokom-pihira: hisy ny fianaran-kira ny sabotsy 13/01 amin’ny 5 ora eny an-tokantranon’i Tatie Laetitia, Cocody

Skoto Tranainy sy Sakaiza:
Hanao fivoriana sy fifampiarahabana tratry ny taona ny Alahady 21/01 eny an-tokantranon’i Tatie Clémence.

FANOMPOAM-PIVAVAHANA ALAHADY MARAINA:

Manomboka izao (14/01) ka mandrapaha vitan’ny CAN dia eny amin’ny CELAF eny Riviera isika no miangona.
Manomboka amin’ny 9 ora maraina toy ny mahazatra ny fanompoam-pivavahana.
Raha misy ny mila fitanterana amin’ny fahatongavana eny, dia hiangaviana hiantso ny Mpitandrina na ny diakona.

An’ Andriamanitra irery ny voninahitra. Amen.