Ny fotoana mandritra ny herinandro:
SAMPANA SY ASA
Cellule de prière ny Alarobia,
Fianarana mitoriteny ny Alakamisy,
Fiaraha-mandinika Soratra Masina ny Zoma,
Katekomena ny Sabotsy,
Fivorian’ny diakona miaraka amin’ny Mpitandrina ny Sabotsy hariva.
FKMA
- Alahady 24/03/2024: Sampandrofia
Hiarahana amin’ny EMCI sy ny Anglophone. Manomboka amin’ny 8h00 ny procession ary amin’ny 9h00 no manomboka ny fanompoam-pivavahana, - Alakamisy masina 28/03 sy Zoma masina 29/03
Samy manomboka amin’ny 7h00 hariva ny fotoana. Hisy Fandraisana ny Fanasan’ny Tompo ny Alakamisy masina, - Alahady 31/03 sady Paska no Alahadin’ny FKMA:
Hisy fiaraha-misakafo aorian’ny fanompoam-pivavahana:
Samy mitondra couverts, vary, rano, jus ary desserts ny isa-pianakaviana,
3500F isan’olona mihoatra ny 6 taona no fandraisan’anjara, mba hividianana laoka karazany roa,
2000F isan’olona no fandraisan’anjaran’ny Fiangonana,
Hisy climatisation mandritra ny sakafo,
Misokatra ny fisoratana anarana manomboka izao.
An’ Andriamanitra irery ny voninahitra. Amen.