1.Sampana sy Asa:
- Sekoly Alahady: mitohy ny fianarana aorian’izao fanompoam-pivavahana izao,
Ny fanomanana ny Noely dia atao isaky ny Sabotsy 2ora30 – 4 ora 30 eny an-tokantranon’ny Filoha Tatie Ando, - Ny Biraon’ny Fiangonana dia nahavita ny fivoriana fanaony isam-bolana ny 14/11/2023.
2.Samihafa:
- Mitohy ny Cellule de prière isaky ny Alarobia,
- Misy ny Fiarahana mandinika Soratra Masina ny zoma izao amin’ny 7ora- 8 ora eto am-piangonana,
- Ny fianarana Katekomena isaky ny sabotsy amin’ny 1 ora – 2ora30 dia atao eny amin’ny tokantranon’ny Filohan’ny SA Tatie Ando,
- Mitohy isaky ny Alahady ny fandraisana omentsika ao anatin’ny Programme Samuel ho an’ireo kamboty (fitaovam-pianarana, akanjo, vola, ppn …)
- Voninkazo:
Alahady 1°: Sampana Vehivavy;
Alahady 2: Antokom-pihira;
Alahady 3: STS;
Alahady 4 sy 5 dia ny mpino.
An’ Andriamanitra irery ny voninahitra.