Volana Mey : Andriamanitra miasa ny Fanahy Masina

Miarahaba ny mpianakavin’ny finoana rehetra, nahatratra an’ity volana Mey ity.
Arak’izany dia lohahevitra vaovao indray no hiainatsika manao hoe:
« Andriamanitra miasa ny Fanahy Masina »
Hoy ny Tompo amintsika androany:
« Fa ianareo tsy ao amin’ny nofo fa ao amin’ny Fanahy, raha ny Fanahin’ Andriamanitra no mitoetra ao anatinareo » (Rom 8,9)
Rehefa ao anatintsika ny Fanahy Masina dia miasa tanteraka ao amin’ny fiainantsika Andriamanitra.
Tahin’ny Tompo.
Ny Mpitandrina