Finaritra.
Manome andraikitra ny miara-mandeha Aminy ny Tompo satria hatokisany.
Hoy Izy:
« Raha mizotra amin’ny làlako ianao sy mitandrina ny didiko, dia ianao no hitsara ny amin’ny tranoko sy hitandrina ny kianjako, sady homeko làlana ho amin’ireo mitsangana ireo ianao » (Zak 3,7)
Mahereza.
Ny Mpitandrina