Ny fahasoavan’i Jesoa Kristy Tompontsika anie ho aminareo ry havana.
Mihoatra ny hery rehetra misy eto amin’izao tontolo izao ny herin’ny Fanahy:
Hoy i Zakaria mpaminany:
« Izao no tenin’i Jehovah amin’i Zorobabela: Tsy amin-kery na amim-pahatanjahana, fa amin’ny Fanahiko, hoy Jehovah, Tompon’ny maro » (Zak 4,6).
Matokia ny herin’ny Fanahy Masina.
Ny Mpitandrina