1Jaona 2:29

Faly miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Hoy ny Tompo:
« Raha fantatrareo fa marina Izy, dia fantaro fa izay rehetra manao ny marina no zanany naterany » (1Jao 2,29)
Izany no asan’ny Fanahy Masina ao antintsika ry havana.
Mahereza.
Ny Mpitandrina