1Petera 2:12

Miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Hiresaka mikasika ny fijoroana vavolombelona isika amin’ity herinandro ity.
Hoy ny Tompo:
« Manàna fitondrantena tsara eo anivon’ny mpanompo sampy; fa na dia endrikendrehiny ho mpanao ratsy aza ianareo, dia ho hitany tokoa ny asa tsara ataonareo, ka hanomezany voninahitra an’ Andriamanitra amin’ny andro hihavian’ny Tompo » (1Pet 2,12 DIEM)
Mahereza.
Ny Mpitandrina