1Tantara 16:8

Miarahaba ny mpino rehetra amin’ny anaran’i Jesoa.
Manentana antsika ny Tompo mba hidera Azy mandrakariva sy hilaza ny asam-pamonjeny amin’ny olon rehetra.
« Miderà an’i Jehovah, miantsoa ny anarany; ampahafantaro ny firenena ny asany » (1Tan. 16,8)
Mirary tontolo andro sambatra ho anao. Amen.
Ny Mpitandrina