Finaritra.
Mifarana androany ny lohahevitra mikasika ny « fifidianana ». Hoy ny Apostoly Paoly:
« Ry rahalahy, mivavaha ho anay » (1Tes 5,25). Nofidina mba hifampivavaka isika samy olo-boafidy, koa samia mahery amin’izany.
Tahin’ny Tompo.
Ny Mpitandrina