Salamo 119:65-66

65. Jehovah ô, efa nasianao soa ny mpanomponao, Araka ny teninao.

66. Ampianaro fahafantarana tsara sy fahalalana aho, Fa matoky ny didinao aho

Salamo 119:65-66