EGLISE METHODISTE DE COTE D’IVOIRE

logo EMCI

Fiangonana Metodista eto Côte d’Ivoire.
Ny Fiangonana Metodista dia anisan’ny antokom-pinoana protestanta lehibe indrindra. Tamin’ny 2019, olona mihaotra ny 38 tapitrisa any amin’ny firenena 138 no miantso ny tenany ho Kristiana Metodista