Jaona 21:15

Faly hatrany izahay ny miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Hoy izy tamin’i Simona Petera:
Simona zanak’i Jaona, moa ny fitiavanao Ahy mihoatra noho ireto? Hoy izy taminy: Eny, Tompoko; Ianao mahalala fa tia Anao aho. Dia hoy Izy taminy: Fahano ary ny ondrikeliko » (Jao 21,15)
Izany no hakantsika ny toriteny ny Alahady 30/04/2023. Alahadin’ny Firahalahin’ny diakona sy ny loholona io.
Tahin’ny Tompo daholo.
Ny Mpitandrina