Ry havana, faly miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
« Izay tsy nanota eo aminareo no aoka hitora-bato azy voalohany » (Jao 8,7). Izany no Soratra Masina hiarahantsika mandinika anio Zoma hariva 26/05/2023, koa manasa antsika rehetra mba ho tonga maro amin’ny 7 ora hariva etsy Marcory Residentiel
Ho aminareo ny fiadanan’i Jesoa. Amen.
Ny Mpitandrina