Salamo 51:15

Faly miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
« Tompo ô, sokafy ny molotro, dia hanambara ny fiderana anao ny vavako » (Sal 51,15)
Ho fiainam-piderana foana anie ny fiainan’ny isa-tokantrano, amin’izao herinandro vaovao izao.
Tahin’ny Tompo.
Ny Mpitandrina