Miarahaba ny Malagasy rehetra tratry ny fetin’ny fahaleovan-tena.
Hoy ny Tompo:
« Ary ny Tompo izany Fanahy izany; ary izay itoeran’ny Fanahin’ny Tompo no itoeran’ny fahafahana »
Mivavaka isika mba mba hiasan’ny Fanahy Masina ny Malagasy, mba hiainantsika amin’ ny tena fahafahana.
Mirary fety sambatra.
Ny Mpitandrina