Matio 10:8b

Fifaliana hatrany ny miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Nofidina hizara famonjena miaraka amin’ny Tompo isika, araka ny tenin’i Jesoa manao hoe:
« Efa nahazo maimaimpoana ianareo, koa manomeza maimaimpoana » (Mat 10,8b)
Mahereza amin’izany. Amen.
Ny Mpitandrina