Faly miarahaba anareo tompoko.
Ahoana ny atao mba hahazoana mifananatra amim-pitiavana raha misy ny tsy mijoro tsara amin’ny finoana? Eritrerto hoe ity nataon’i Paoly tamin’i Petera ity? Hoy mantsy izy:
« Ary nony tonga tany Antiokia Kefasy, dia nanohitra azy nifanatrika aho, satria hita fa nanan-tsiny izy » (Gal 2,11)
Mijoroa amin’ny finoana. Amen.
Ny Mpitandrina